4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mievera ianao - Zo Rayan

Hadinoy any koa izy satria efa nanadino anao
Ianao aza nilaozany nangainy irery foana teo
Ny azy koa ny fitiavany tsy navelany ho anao intsony
F'efa nafindrany toerana vaovao
Natolony ho an'olok'afa indray

mievera ianao
Hadinoy izy
Avelao izy amin'izay tiany
Toniho ny fo fa tsy izy irery
No afaka hitia anao
Halaviro ny famoizam-po
Ny anjaranao tsy ho very
Fa manam-pitia be dia be
Ka aleo izy handeha hilalao


Aza miaiky hoe tena resy ianao
Fa tsy izy irery no azo hatenaina
Fa ny ao am-ponao indray
No ataovy ho fabtany
Fa andresy ianao rehefa any indray andro any

Partager mievera ianao

Commenter mievera ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zo Rayan