4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Akaiky ny fihaviany - Fara Andriamamonjy

   AKAIKY NY FIHAVIANY

Zava-drehetra izay miseho

dia hita izao fa manambara ny farany

voalaza mantsy fa any am-parany any

dia hisy zava-mahaory

tsy efa mitranga ankehitriny fa

ny olona dia tia tena ho tia vola

mpiavonavona sy kirina

tsy manoa ray sy reny

tia fahafinaretana

mihoatra noho ny fitiavany an’Andriamanitra

     Akaiky ny fihavian’i Jesosy

     aoka ho mahatoky hatrany ianao

     F’isika miandry tsy maintsy miady

     miaritra ny fakam-panahy

     manohitra izay tsy marina

     manda izay mety kolikoly

     sy tsy madio

          

Partager akaiky ny fihaviany

Commenter akaiky ny fihaviany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fara Andriamamonjy