4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Akamantatra - Vahömbey

Afakafaka aho nahita arira niantona anabakabaka eny
Lonjotra toa voankazo mamy miandry hotazana.
Afakafaka aho nahay nangila-tsofina indray takariva
Nahare tanisa angano fanaon'i Kaky rehefa diva atory.
Ho tehiriziko ao anatiko avokoa ireo andilatra vatosoa sy volamena.
Ho tsotsofiko, diodioviko, polesidesiko.
Ho tarafin'ny masondro vao maraina.
Afakafaka aho mahita arena tsy ambarako n'iza n'iza.
Afakafaka aho mahita arena tsy ambarako afa tsy amizay afa-po.

Partager akamantatra

Commenter akamantatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Vahömbey

Suite