4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tena tsy tonga - ANDRY





Ref 2x:Tena tsy tonga 2x

       Tena tsy tonga ianao

       Sasa miandry aho



Ilay rendez vous

izay nomenao ahy

Tena tsapako

Fa tena mampanahy

Nefa niandry aho

Sady nanantena

Nefa indrisy

Tena very maina



Efa tena love be tamindry mihitsy aho

Ka tsy tezitra

Ka anjarandry ny miheritreritra

Ilay foko tia ve

No apetrapetrakao

Efa trotraka

Sy efa reraka



Ref 2fois:Tena tsy tonga........



Ny foko efa lasanao sy ny fitiavako

Tsy hitady olon-kafa intsony aho

Fa efa ianao no anjarako

Ka na aza ireo hitady hisopatra amiko

Dia efa ianao, ianao no miaraka amiko






Partager tena tsy tonga

Commenter tena tsy tonga

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ANDRY