4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Neny - Art'music

tsy ataoko toy ny menaka ahosi-bato re
ny hanatrao ry neny
satria ianao irery sisa no nananatra ahy
nanoro sy niteny
tsy nikely soroka,nikolokolo fatratra,
nanabe ahy toy izao
nitaiza'rery foana ianao hatramizay ka hatramizao satria:
i dada efa nandao

neny, mananontena miari-pery
tsy namela ahy irery
ambony saina sy fijery
neny!ilay nampianatra any niteny
ilay nikiry vzato eny
nitaiza ombieny ombieny

efa lehibe aho' zao ka mandinika
izany fiainana
misaotra anao lehibe aho mbola afaka
mba hitarainana
ka tsy hikely soroka aho,
amaly ny soa vitanao ,
izay nahatonga ahy toy izao
izaho indray no rindrina,
sy handry iankinanao
mandra-pikipin'ny masonao

Partager neny

Commenter neny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Art'music