4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza manahy - Art'music

miferinaina foana ianao, isanandro lava izao mieritreritra ny fiarahantsika roa

mifendrofendro foana mitady amohy fo indraindray
fa mapirafy hono aho, lainga ny amizay

fa n'inon'inona hitranga
'zaho sy ianao tsy mba hiala
fa n'inon'inona hidona
'zaho sy hianao hiara-hidola
(tokiko ianao, ianao matoky ah,
ka iaraka isika amakivaky fiainana)2

maro ireo fankam-panahy aza manahy ianao misy ireo fanamperana
fa ianao no tompo-toerana

mifendrofendro foana mitady amohy fo indraindra fa mampirafy hono aho
lainga ny amizay

Partager aza manahy

Commenter aza manahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Art'music