4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aleo mifanaja - Bapasy

Eny e! fa izaho tsy mandà izany e!e!

Fa aoka re mba hifanaja tsy hifanambany e!

Eny e! tsy voatery hanetry tena akory ny ambany o!

Fa tsy misy tsara ankoatra ny mifanaja ihany





Eny e! fa izaho tsy mandà izany e!

Fa aoka re mba hifanaja tsy hifanambany e! e!

Eny e!tsy voatery hanaja ambony ny ambany o!

fa tsy misy tsara ankoatra ny mifanaja hatrany hatrany



Asanareo izay handà

Asanareo fa izay tianareo; ho anareo manan-tsaina

manambany fa misaina fa

Asanareo izay handà

Ekena misy ambony;ekena misy ambany!fa tsy rariny kosa raha toa izany ihany

Asanareo izay handà

Eny samy ambony amin’ny asany avokoa;fa ny tena tsara angamba raha hifanome zo

Asanareo izay handà oh ! oh



Eny!fa izaho tsy mandà izany e e

Fa ny disadisa tsy misaraka amin’ny olombelona eto an-tany

Eny e! fa izaho tsy mandà izany e !

Dia tandremo tsy hihitatra fa mifandefera ihany



Eny e! fa izaho tsy mandà izany e!

Fa aoka re mba hifampitsinjo sy hifampiheno ihany

Eny e!fa na mahay aza ianao ka tsy azo atoro

dia mitovy amin’ny dodrona sy vendrana ihany izany

Partager aleo mifanaja

Commenter aleo mifanaja

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bapasy