4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Diary - Tosy


DIARY
Indro ato anaty diary,
avelako hisy soratananao
fa tsy misakana aho ra toa
mifangaroharo ny lalantsika.
efa narandrako tamin'ianao
ny tadim-piainako ry zalahy iny
kanjo dia navotsotrao.

Rehefa iny injay any aho mitazana ilay
tonokira tsotra nasainao novinaiko
malaeloelo kely
tantarako efa lasa ireny
fa mahatsiaro ireo torohevitrao
sy ny angotingoty nataonao koa
manembonembona ny tantarako efa lasa izany

Tsy sanatria hamoy fo mazana na hanadino
ny ankamaroan'ny nataontsika roa
hiova taona sa hiova fiainana koa
asa mety hiova fo
mampiomehy, diniho anie
fitia sa hamafisan-doha
mety ho fahazazana koa
na hadalana

Partager diary

Commenter diary

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tosy