4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dina - Gilles RAMIARISON

Eny fa na lavitra na akaiky,

Ny foko efa nanaiky,

Natokako ho an’ ny olona iray,

Mamiko loatra izy izay .



Dina sy voady nifanaovanay,

Mikambana ary ho mandrakizay,

Miray safidy fa tsy hifandao,

Izany no DINA natao.



Ilay fitia izay tsy azoko afindra

Dia ho kaloiko hatramin’ izao,

Mba ho anao, ry mamiko indrindra,

Izany no DINA natao.


Partager dina

Commenter dina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Gilles RAMIARISON