4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tena tia - Eri

Isaky ny mitopy eny aminao ireto masoko

raha vao mibanjina ilay endrikao dia faly ny foko

Mientan-karavoana ireo tontoloko

hafaliana tsy homby tratra ny ahy eo anilanao



Tia, tena tia anao tokoa anie aho

ilay anilanao no tena hasambarako

eny sambatra sy tretrika tokoa manana anao malalako



Ny eo anilanao ry tiana no tena mamiko

ilay tambitambinao, fitiavanao ireo no tokiko

zary paradisa kely izany fiainako

Endrey izany hasambarako fa manana anao

Partager tena tia

Commenter tena tia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Eri

Suite