4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Antsoy ny anarako - Eric Tahina

Raha toa ka sendra alahelo

Raha toa ka mamelovelo

Andramo antsoina

Andramo, andramo antsoina ny anarako

Antsoy ny anarako,antsoy ny anarako

Fa ho avy aho handom-baravarana

Hivimbina hasambarana



Raha toa ka tsy ampy fitia

Misalasala ny dia

Andramo antsoina

Andramo,andramo anotsoina ny anarako

Antsoy ny anarako, antsoy ny anarako

Fa ho avy aho hivimbina fitiavana ho anao



Nefa tiako ho fantatrao

F’izaho dia miantso anao

Isan’andro vaky izao vita hira ny anaranao



Saingy anaty fotsiny ihany

No iantsoko anao

Manjary hatramin’izao tsy tonga ianao ka:



Raha toa ka tsy ampy fitia

Misalasala ny dia

Andramo antsoina

Andramo, andramo antsoina ny anarako

Antsoy ny anarako, antsoy ny anarako

Fa ho avy aho hivimbina fitiavana ho anao



Fa ho avy aho hivimbina fitiavana ho anao


Partager antsoy ny anarako

Commenter antsoy ny anarako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Eric Tahina

Suite