4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Faly - Pazzapa

Hitotorebika indray isika androany

Samy faly sy maka ho azy

Izay tianao tiako

Izay tsy tianao tsy tiako



Oouh,ouuh, yeah yeah eeeee



Faly izahay , manatrika eto

Handefa izay mba vetsovetso

Atolotra anareo, ny hirahiranay

Ny hirahira sy mozika aaaa



Ref :Faly ee, isika rehetra

       Faly ee, tsy misy voafetra

       Faly ee, isika rehetra

       Faly ee, na ny lahy na ny vavy

Partager faly

Commenter faly

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Pazzapa