Hiakatr’Iarivo o (bis)
Hitondra ny mamy any aho
Hiravo sy hikalo hijery sy hamangy
Ireo havan-tiana any aho
Tahotr’ihany aho, tahotr’ihany aho
Ny zavatr’hitranga any aho
Ny fo sy ny saina tsy maintsy tonena
Tsy hivaraontsana re
Ny hatezerana tafahoatra
Manimba ihany io re
Tonitoneo dinio tsara ento am-pitiavana
Ny fo misendaotra lefirefero
Fa handrora hiatsilany ianao
Fa lalan-tery kisilasila ny filaminana re
Hahitan’I Dago, hahitan’I Dago
Nofinofisina ho’aho
Nefa toa hoe korontandrotana
Korontandrotana ny any e
Hahitan’I Dago, hahitan’I Dago
Nofinofisinay ho’aho
Tsy mba ho kivy fa roso ny dia
Hiakatra’hatrany eny ho’aho
REVENIR A ANTANANARIVO
Revenir au pays
Revoir la famille
Rire et se réjouir ensemble
Pourtant, nous sommes
Envahit par la peur
La crainte de ce qui va y arriver
Il faut néanmoins l’atténuer
Et ne pas trop s’en faire
Car l’excès de colère nuit
Et tu risquerais de le regretter
Revoir Dago, revoir Dago
Reste toujours notre rêve
Malgré les troubles,
Revoir Dago, revoir Dago,
Reste toujours notre rêve,
C'est pourquoi on va tout faire pour l’accomplir
Auteur, compositeur, guitare accompagnement, harmonica, interprète : Line
Arrangeur, guitare solo, chœur : Coco
2ème guitare : Dolly
Percussions : Bruno
Chœur : Bakomanga