4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafahafa ny andro anio - Nono

anikeo vao maraina

no nahafantarako anao

ny tebitebin-tsaina nameno ny fiainanao

noezahiko esorina aminao

fa andro : "hafahafa ny andro anio"



anikeo vao maraina

no nahitako anao

ny hahihahiko nameno ny fianako

efa noesorinao avokoa

fa andro : "hafahafa ny andro anio"



nitety tany (nitety tany)

hanonona vavaka (hanonona)

hikalo hira vaovao

izaho sy ianao (izaho sy ianao)

izaho sy ianao (izaho sy ianao)

fa andro : "hafahafa ny andro anio"


Partager hafahafa ny andro anio

Commenter hafahafa ny andro anio

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nono

Suite