4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Haleloia ! voninahitra - Henri ratsimbazafy

Nangina sady tony tamizay,
ny manan'aina nandry fehizay.
Injany feon'anjely marobe
mikalo hira mifamaly hoe :

Ref.
Haleloia, Haleloia
ny voninahitra ho an'Andriamanitra
Haleloia, Haleloia
fa fiadanana ho an'ny olona ankasitrahana

Mpiandry ondry no hany mba nandre
'lay filazana fifaliam-be

Isika koa dia faly ravo ery
fa mankalaza ny andron'ny Mesia
koa hiran-danitra no 'ndeha ingao
ho fiderana ilay mpamonjy anao.

Partager haleloia ! voninahitra

Commenter haleloia ! voninahitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Henri ratsimbazafy

Suite