4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho anao irery ihany - Randy poutaxhs G

Ho anao irery ihany , ny fitiavako ty lala

Ho anao hatrany hatrany , mandrapialako eto an-tany

Maro be ireo mpakahala, na ko hoe maro ny tsy tia

Ny fitiavako tsy miala , fa ho anao doria doria



Ho anao dia ho anao

Lay voasaoratra ato am-mpoko

Ho voasikotra ato anaty

Ho trotroko mandramaty



Fa mbola ho hajaiko ihany , raha toa aho ka ho lasana any

Any akaotr'irony rahona , sy any ambadikiny fasana





    

Partager ho anao irery ihany

Commenter ho anao irery ihany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Randy poutaxhs G