4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jeso sakaizanay (choral serafima ambohibao toby - FLM)

Jeso sakaizanay Jeso anay

Sady tsy mahafoy Jeso anay

Raha ny olona mety mandao

Jeso no tsy mba mandao



Manana re izahay fa Jeso

Fa Jeso dia havanay (havanay)

Izy hitsena anay ary

Sakaizanay hatrety (tonga ary)



Jeso sakaizanay Jeso anay

Izy no lalanay Jeso anay

Lalana marina izoranay

Hahatongavana ary



Jeso sakaizanay Jeso anay

Izy no herinay Jeso anay

Raha ny ady mandreraka anay

Omeny hery izahay


Partager jeso sakaizanay (choral serafima ambohibao toby

Commenter jeso sakaizanay (choral serafima ambohibao toby

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FLM)