4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Kalon'ny any tyrol - Henri ratsimbazafy

Misy tany iray any ho any
'zay malaza ho sambatra ery,
paradisa ambonin'ny tany
feno kalo arahana dihy :
any hono raha vao maraina
dia mikalo ireo manan'aina.

Ireo mpiandry ondry any an-tsaha
miran-dava sy tia lalao,
totorebika sy- fampitaha
no analany ny androny ao
mba henoy izatsy izy miravo
sy rnikalo amin'ny feo avo...

Partager kalon'ny any tyrol

Commenter kalon'ny any tyrol

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Henri ratsimbazafy

Suite