4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nahoana - Groupe francka

Raha ho faty ihany

ka handao itony tany

Nahoana e no hifandrafy hatrany

raha samy mpandalo no eto

Samy tomany misento

Ka nahoana e no hifankahala an an an

Indro hilaozana ny eto fa mpandalo avokoa

Izaho sy ianao

IZaho sy ianao

Samy tsy aharitra eto

Te ho any an-danitra avokoa

Ka nahoana e raha mifankatia

Raha ho faty ihany

Sy handao itony tany

Nahoana e no hifandrafy hatrany

Fa mba inona tokoa moa

No tombony ho azonao raha ho very aho

Anio lazao an an an

Indro....mifankatia

Izaho maniry anao

HIvavaka ho ahy

F’izaho isan’andro dia hivavaka ho anao

Partager nahoana

Commenter nahoana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groupe francka