4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira ô! likely - Zahgasy

Ataovy izay mahafalifaly ahy, ô! likely e!

Ataovy izay mahakorazy ahy, ô! likely e!

Omeko drala any iha androany, ô! likely e!

Ampireveko any iha androany, ô! likely e!

I! ô! i! ô! likely e! ô! likely e!

I! ô! i! ô! likely e! ô! likely e!

I! ô! i! ô! likely e! ô! likely e!

I! ô! i! ô! likely e! ô! likely e!



Mba omeo ahy raha tiako igny e!

Fa ataoko sipa any iha androany

Mba omeo ahy raha ilaiko igny e!

Fa alaiko valy agny iha androany

ô likely e! ô! ô! ô!, ô likely e!

ô likely e! ô! ô! ô!, ô likely e!

ô likely e! ô! ô! ô!, ô likely e!

ô likely, mba atao korazy zaho androany e! i! ô!

ô likely, mba atao korazy zaho androany e! i! ô!

ô likely, mba atao korazy zaho androany e! i! ô!

ô likely, mba atao korazy zaho androany e! i! ô!



Ka atao ny raha mahalagy ahy,ô! likely e!

Ka atao ny raha mahalagy ahy,ô! likely e!

Voakodetety agny iha androany,ô! likely e!

Voakodetety agny iha androany,ô! likely e!



Mba omeo ahy raha tiako igny e!

Fa ataoko sipa any iha androany

Mba omeo ahy raha ilaiko igny e!

Fa alaiko valy agny iha androany

ô likely e! ô! ô! ô!, ô likely e!

ô likely e! ô! ô! ô!, ô likely e!

ô likely e! ô! ô! ô!, ô likely e!

ô likely, mba atao korazy zaho androany e! i! ô!

ô likely, mba atao korazy zaho androany e! i! ô!

ô likely, mba atao korazy zaho androany e! i! ô!

ô likely, mba atao korazy zaho androany e! i! ô!








Partager ô! likely

Commenter ô! likely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zahgasy