4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tehina - Pazzapa

Mbola zaza sy vao niana-nandeha ireo tongotrao

Ka nitehina tamin’i neny ianao

Izy no andry tsy ampianjera anao, izy no vatolampinao

Taona maromaro taty aoriana

Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao

Tsy mbola tonga izy, tsy mbola tonga foana

Ka nitehin-drindrina ianao

        Ref:Tsy misy mahavita irery

              Fa mbola miankina amin’ny tsy hay

              Na rindrina io na hazo ho tehina, tehina foana

              Oh, Oh, Oh,

Tonga ny taona sy ny fara-mandimby

Ka nihaosa ny tongotrao

Nitarika alahelo, nitady hazo ianteherana ianao

Hazo no namanao

Partager tehina

Commenter tehina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Pazzapa