isika eto an-tany ry zareo
dia toy ny voninkazo
mihelina ihany maraina
fa nony hariva dia malazo
vetivety foana,dia indro fa mihintsana
mandalo toy izany o;ny fiaianana eto an-tany
raha mbola eto an-tany isika izao
mahaiza misaina izay atao
fa ny eto an-tany dia mandalo
toerana mety am-pimalo
ny fivavahana dia lalan-toratady
hizoran(ny mino,mankany an-koatra
isika eto an-tany dia mazana
toa taitran-drendrarendra ka tamana
hadino fa ny andro miha-hariva
andrasoandraso mandrakariva
ny jiro fitsilovana he ho lany
ny hazavana miha-diyf hatrany
mielina ihany o,ny fiainana eto an-tany
raha mbola..................