4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira T.c solidaire - Rayan

PROMOTION SOLIDAIRE
Réf- T.C Ihany e ! C’est la Solution
T.C Ihany e ! Pour toutes les équations
Probabilités, Limites, Continuités
Pour Toutes les Dérivées, Les T.C sont O.K !
« Promotion Solidaire » no fanevanay mandrakizay

1- Andeha mba holazaiko anao, Ny maresaka sy ny vaovao
Fikambanana iray, no andeha hajoronay
Ho lovanao sy ahy, Rampitso, rahatrizay (…)
« Promotion Solidaire » no fanevanay mandrakizay
Miezaka foana Izahay, Hampianatra ireo tsy mahay
Fitaratra hatrany, Ho antsika eto an-tany
Ho anao izay manontany, T.C ange izany (…)
« Promotion Solidaire » no fanevanay mandrakizay


2- Hifampitantana izahay, Hanatratra ireo tanjonay
Nous sommes les scientifiques, Spécial pour Mécanique
Et toutes les Physique, Surtout Mathématique(…)
« Promotion Solidaire » no fanevanay mandrakizay
Zahay rehetra henjana be, Raha matière d’S.V.T
On sait la mitose, et puis La méiose
Et Toute les matières, Ils sont dans nos cœurs (…)
« Promotion Solidaire » no fanevanay mandrakizay

Partager t.c solidaire

Commenter t.c solidaire

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rayan