Iriko raha hitoetra ato am-poko
ny fitiavana anao ry Tompo
ho zary fiainako ny fanahafana anao
eny iriko hatrany hiaraka aminao
ho tarigetrako hiara-honina aminao koa mba tanteraho izany Ray o raha sitrakao
ref:
Tohano aho
tolory hery
omeo koa
fanahy hendry hanambarako ihany koa amin’ireo namako
fa hafa ny miaraka aminao