4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hai-ady - TANDINDONA

Miendrikendrika herisetra, hoy ny mpitazana rehetra
F’ireo mpandalina mahita hoe : ny « hai-ady » ilaintsika
Fahendrena mahavariana, nolovaina aty aoriana

Tsy adiady fa fiainana, ireo mpiangaly mahatsapa izany
Tsy adiady fa fiainana, tsy kilalao ny hoavinao …

Tsy kely lalana ny ratsy, hoy ianao manontany
Be dia be ireo sotasota, ny « hai-ady » lasa ota
Fahendrena tsy voaray, ka mandrava indray …

Partager hai-ady

Commenter hai-ady

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TANDINDONA