4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miaina - TANDINDONA

Ny tany malemy hanorenam-pangady no tsy misy
Fa ny fo sy ny saina miezaka mafy no mahafaly
Feno taraina mangirifiry, fa tsapanao ny miaina, fantatrao izay ilaina

Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao maniry fiainam-baovao
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara

Partager miaina

Commenter miaina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TANDINDONA