4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Soa ihany - Tiana

                       Soa ihany

Tonga aho e! tara be ! ny toerana , feno be

Menatra aho dia nikoropaka

Kanjo ianao nikopaka

Soa ihany aloha fa mbola antonona ahy e

Teo aminao tena eo akaikinao ô!

EHE faly aho letsy e ehe faly aho



Soa ihany soa ihany soa ihany aho

Nandeha nijery fety e

Fa tany fa tany  fa tany no nahalalako anao ô



Raikitra ny hondakondana

Tsy hitako ny laninana

nifandray ny tananay

niainga teo ny tantaranay



Soa ihany aloha etc...

Partager soa ihany

Commenter soa ihany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tiana

Suite