4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vavaka ! - LUDGER Andrianjaka

Tsy inona aho ry Ray fa vovo-tany

Tsy afa-kitraka akory fa ambany

Kanefa manantena izao

Ny ahazo handray ny famindram-ponao



Na dia tsy mendrika aza aho

Dia hiantrao, ho haiko ve ny làlanao

Fa jamba aho hatramin’izao

Ka mila Anao hitarika ahy sy ho fanilon’ny fanahy



Ampianaro aho hahay hanao ny sitrakao

Sintony aho ho eo an-tongotrao......

Amen !!!!!


Partager vavaka !

Commenter vavaka !

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe LUDGER Andrianjaka