4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lémuria - Vahömbey

Tiako volanginy ny râha marigny.
Zahô tsy mivaza ny râha marigny:
Gasikara no Lemiuria.
Lemuria zeny fony fahagola,
Fahagola niainan'ny razantsika.

Môramôra volagnako izy.
Ho'zaho ê!...
Môramôra volagnako izy ...

Vaky ny tany taty afara.
Navy vahiny baka lafrika.
Navy n'ôlo jôby baka lafrika.
Navy n'arabo baka lafrika.
Samby nitôndra ny fômban-drazany.

Môramôra volagnako izy.
Ho'zaho ê!...
Môramôra volagnako izy...

Niântety ranomasina ny tantsinana.
Navy tami'zeny zareo karaoka.
Navy tami'zeny zareo sinoa.
Samby nitôndra ny fômban-drazany.

Môramôra volagnako izy.
Ho'zaho ê!...
Môramôra volagnako izy...

Navy tafara zareo vazaha.
Nitôndra ny bokin'ny fandrosoana,
Nitôndra ny basin'ny hagaigêna.
Gaga ny gasy tsy levôn-dreo
Andesintsika ankeza ny fomban-drazana?

Môramôra volagnako izy.
Ho'zaho ê!...
Môramôra volagnako izy!...

Partager lémuria

Commenter lémuria

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Vahömbey

Suite