4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Zaho sy ianao - M-Z

ny laozan'olon-tiana ka tomany
ny ranomaso tsy mijanona ihany
ny alahelo tsy mety zaka
ny heriny tsy hay ho tohanana

Refrain:
fijaliana maro samy hafa ireny
ka aoka zaho sy ianao
hiady amin'ireny zaho sy ianao
hamafa ranomaso aho,hamafa ny ranomasonao
apatony ny fonao

lavitry ny tiana ka mahatsiaro
no sisy azo atao
tsiaron'ireo andro niarahana
miandry ny ifankahitana

Refrain:
fijaliana maro samy hafa ireny
ka aoka zaho sy ianao
hiady amin'ireny, zaho sy ianao
hamafa ranomaso aho,hamafa ny raomasonao
apatony ny fonao

tsapako fa misy ratra am-po
anatinao ao
teo ianao nagahiahy
reo masonao no nanaitra ahy

Partager zaho sy ianao

Commenter zaho sy ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe M-Z