-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Nanao rodobe, indray namita ny adidiny amin'ny fanambaram-pananana tao amin'ny Birao mahaleo tena miady amin'ny kolikoly (Bianco), sampana Toamasina ny tarika indray mihiran'ny mpitsara ao...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Nomena lesona ireo filoham-panjakana. Anisan’ny navoitran’ny sekreteram-panjakana amerikaninna,
John Kerry tamin’ny lahateniny teo am-panombohana ny fihaonana an-tampony eo...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Fandresena telo tamin’ireo lalao telo nataony no azon’ny ekipam-pirenena malagasy,
eo amin’ny fiadiana ny «Afrobasket U18». Teo amin’ny andro fahatelo...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny asabotsy lasa teo, ny hetsika ara-kolontsaina “Antsairy Lohariake” andiany fahatelo.
Tamin’ny alalan’ny diabe manerana ny...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Niova endrika ny kilalao iombonana (salon des jeux de société (Sajes)) tontosaina etsy amin’ny Alliance française Antananarivo Andavamamba,
omaly. Raha...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Tafaverina eto an-tanindrazana, ny talata lasa teo ny ekipan-dRabekoto Raoul Arizaka, ny Cnaps Sport, izay avy nandrombaka fanindroany
ny amboaran’ny ranomasimbe Indianina...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Nisy dinikasa, niarahan’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena sy ireo filohana federasiona ary ny komity mpitantana ao amin’ny Komity olympika malagasy (Com), teny amin’ny ANS...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Mahamenatra ! Fihetsika maneho fahambanian-tsaina no hataon’ny mpianatry ny oniversite. Herisetra,
fandrobana, fanakorontana no nampalaza azy ireo.Nilaza ny minisitry ny Fampianarana...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Nifarana, omaly, ny tetikasa Himo tetsy amin’ny fokontany Manarintsoa. Afaka ny tsinkafona nandrakotra ny lakandrano eny an-toerana. Mitaky ny hanohizana hatrany ny asa anefa ny mponina mba...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Tsy fantatra intsony izay tena tian’ny fanjakana hatao amin’ity tontolon’ny fampianarana amin’ny ambaratonga fototra ity.
Tanjona ny hampidirana an-tsekoly zaza miisa...