-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Tsy mbola milamina i Mahajanga taorian’ny fandrobana nataona andiana mpianatra vitsivitsy ny alatsinainy teo. Nivondrona sy nidina an-dalambe nilanja sora-baventy ireo mpivarotra lasibatry...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Ny alin’ny talata lasa teo, tao Tsivatrinikamo, andrefan’ny orinasa Star Antsirabe amin’ny lalam-pirenana faha-34 iny, fiara Sprinter iray nandeha mafy avy any andrefana hihazo...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Araka ny vaovao nampitain’ny commissaire divisionnaire, Talily Dany ao amin’ny polisy Antsirabe, vehivavy iray 35 taona
manambady aman-janaka maty voahosin’ny fiarabe...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Mirongatra ny asan-dahalo any amin’ny distrikan’i Miandrivazo. Fokontany efatra no nisy nanafika nanomboka ny alahady,
ka hatramin’ny alatsinainy maraina teo. Tany...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Olona efatra voasambotra amin’ny halatra Sprinter. Miandahy miambavy ny olon-dratsy amin’izany.
Iray volana taty aorian’ny halatra Sprinter teny amin’ny parking Henri...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Affilier ses employés à la Cnaps (Caisse nationale de Prévoyance sociale) devrait être automatique pour un employeur.
Toutefois, actuellement, malgré les...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
D’après le communiqué officiel, « le sommet États-Unis -Afrique qui s'est déroulé durant 3 jours à Washington DC se clôture sur un bilan...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Sakana ho an’ny fampandrosoana vahoaka ny korontana mitranga amina faritra maro eto amin’ny Nosy amin’izao fotoana izao,
hoy ny filoha nasionalin’ny fikambanana...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Izay vao nipoitra indray ny depiote Razanamahasoa Christine, telo andro tsy hifaranan’ny fotoam-pivoriana tsy ara-potoana. Natolotry ny Mapar ho kandidà hofidina hisolo tena ny...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Mikorontana ny firenena ankehitriny, hoy ny Dr Randriamiharisoa Joseph. Mila fandraisana fepetra haingana avy amin’ny mpitondra izao toe-draharaha izao, hoy izy, sao ho rendriky ny...