-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Nisokatra, omaly, ao amin’ny kolejy St Michel, ny “Fiermada 2014”. Fotoan-dehibe iray fampahafantarana
ny tontolon’ny fambolena sy ny fiompiana manerana ny Nosy. Hita...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Nisy fahatsarana ny fitantanan-draharaham-panjakana, araka ny tatitra omaly, nataon’ny PGDI* na mpanara-maso ny fitantanana any anivon’ireo andrimpanjakana samihafa. «...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Nanomboka ny taona 2012, nitondran’ny fandaharanasa SmartFish fanadihadiana manokana ny jono drakaka,
any amin’ireo tanàna 50 amin’ny faritra telo eto Madagasikara....
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
"Tsy misy raharaha mandeha, raha ny filazan’ny firaisamonina sivily toy ny Sefafi. Izaho aza mety hanao hoe:
eo ho eo ihany... Ny tsy fanarahana ny lalàna no tsy mampandeha...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Hanomboka anio amin’ireo distrika efatra ahitana an’Ambanja, Belo ambonin’i Tsiribihina, Marovoay ary Sainte Marie ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana depiote...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
"Ilaina ny fampihavanana, tokony hatao ary tsy amim-pihatsarambelatsihy. Fampihavanana maharitra no hatao rehefa hihavana.
Tokony hitambatra ny FFKM, ny FFM, ny CRN, ny Vondrona...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Miketrika mafy. “Efa mandeha ny dinika amin’ireo masoivoho vahiny sy ny mpitondra amin’ny hampodiana ny filoha Ravalomanana an-tanindrazana. Olom-pirenena izy ka ezahinay izany...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Actuellement, nous sommes en pleine période de vacances, à part ceux qui doivent encore passer leur baccalauréat. Auparavant, à cette période, de nombreuses...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Tapaky ny fivoriamben’ny fikambanana « Tanora mbola ho beazina » (Tambohobe) ny hanatanterahana ny andiany fahaefatra
amin’ny hetsika ara-kolontsaina «...
-
Jeudi 07 aout 2014 à 00:00:00
Novoizina mafy sady natetika teto amin’ny firenena ny fampihavanana, nefa tsy mbola nahitam-bokany hatreto.
Saika tany amin’ny lafiny ara-politika hatrany anefa no nitondrana ny...