Nb de personnes : | 1 à 2 personnes |
Temps de cuissons : | 15mn |
Temps de préparation : | 5mn |
Difficulté : | Facile |
Type : | Plats |
tilapia ray, poireau roa,sira,voatabia, tongolo, menaka
atao @ fond ny vilany ny poireau, apetraka ny trondro, asiana sira, rakofana poireau, voatabia, tongolo ary sira! raha poirreau surgelé dia tsy mila rano fa mitera-drano, fa raha frais dia asiana rano kely! saromana! andrahoina @ afo malefaka! tandremana mba tsy ho may fa vetivety dia masaka!!! que c'est bon ça!!!mihinana aho io an!