Nanantena , nanantena
Nanantena , nanantena teo
Dia namoy fo fa iza tontolo izao nihodina
Tsy nahalala akory izay nanjo
Izy tsy nahita nefa nanantena
Dia niondrika nijaly nahonena teo
Rehefa tonga Ianao , dia nanome
Fanantenana vaovao tsy toy ilay teo aloha
Fanantenana iray vaovao feno fiadanana