4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Neny ô! - Ako farany

Neny ô falifaly ny fo
Neny ô, ravoravo tokoa
Fa ianao sy Izaho
Hiara-hilalao tratry izao

Ka ny firariana ho anao ry neny tia
Feno fitahiana ny andro iainanao ety
Tena fifaliana, tsy misy ahiana
Sambatra ery mandrakizay doria

Partager neny ô!

Commenter neny ô!

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ako farany