4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Atolotro ho anao ry ray - AKON'I BETELA

Atolotro ho Anao ry Ray

Ity tenako

Mba hanao ny sitrakao

Tena antsitra-po

Ary apetrako Aminao

Ny fiainako

Tariho aho tena ho Anao



Indro raiso, raiso aho Jeso

Tano aho, tsy hiala aminao

Maro ko reo fahavalo

Ta hamely ahy

Nefa raha Ianao no miaro ahy

Tsy hanan-tahotra aho



Mba tantano aho Jeso

Tsy hihemotra

Raha sendra ny manjo

Ianao tokiko

Ka haharitra doria

Eo aminao

Arovy aho, tena ho Anao

Partager atolotro ho anao ry ray

Commenter atolotro ho anao ry ray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AKON'I BETELA