4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rano maria - AKON'I BETELA

Tompo ô henoy ny vavakay izao

Fa mamaky rano be manonja

Ka manahy sao ho fefika ety

Ray ô mba tahio ampio ny zanakao



Rano be maria mangeniheny

Onjan-drano manindao mahery

Ray Tsitoha dia  ho very aho

Raha tsy eo Ianao

Ry Tompo ô, vonjeo zahay

Fa mafy ny ady atrehinay ry Ray ô

Partager rano maria

Commenter rano maria

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AKON'I BETELA