4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fiderana - Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR Anosizato

Ndreto ’zahay zanakao Ray ô! Midera Anao

Faly fa nohasohavinao. Midera Anao

Haleloia! Haleloia!

Voninahitra anie ho Anao mandrakizay



Ndreto ’zahay zandrinao Jesoa. Mihoby Anao

RAvo ery fa novimbininao. Mihoby Anao

Haleloia! Haleloia!

Haja saotra ho Anao.



Hozana! Amen!



FETY 21/01/06

Partager fiderana

Commenter fiderana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR Anosizato