4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Finaritra - Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR Anosizato

Finaritra ny olon’afaka

Nahazo ny fiainan-danitra

Hidera ny Jesoa Mpamonjiko

Fa mahatoky ny Mpamonjiko

Ventesiko ny hira mamiko

Asandratro ny Antema iainako

Fa feno toky izao ny tenako

Nahazo famonjena mahasoa

’Reo biby maro monina ao an’ala

Mba sambatra ve? mba saino ange?

Na dia misy ady tsy miato

Ny Tompoko no ampinga sy harambato

Izaho dia ravo satria tsy ho lavo

Ho tretrika tokoa sy ravo ao am-po

Fa misy manda manodidina ahy koa.

Partager finaritra

Commenter finaritra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR Anosizato