4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Black bass maso - ARISON JAHA







Black bass maso, izaho maniry hiara-dia.

Black bass maso, hatrary ka hatraty

Black bass maso, tena latsaka tanteraka

Black bass maso, mahita anao aho dia miveraka.



Ref : ay hay an, ay hay hay an.

Ay hay môla , ay hay môlamôla !



Rap : Indray mitopy maso monja,

Dia efa hitako fa ianao, ilay nandrasako efa ela !

Na ny ziponao manonja, na ny bikabikanao,

Dia azoko antoka tanteraka,

Fa ianao ilay tena izy, ianao ilay izy mihintsy,

Mampangitaka ny foko….



Black bass maso, ianao minia tsy mahita.

Black bass maso, vao miteny ianao dia vita

Black bass maso, tena rotika ny foko

Black bass maso, faly be aho mitoloko.



Ref : ay hay an, ay hay hay an.

Ay hay môla , ay hay môlamôla !



Rap : Indray mitopy maso monja,

Miandry valiny aminao, hahafantarako ny marina !

Na mesazy be mafonja, na an-tsokosoko avao

Tena tiako ho fantarina,

Fa ianao ilay tena izy, ianao ilay izy mihintsy,

Mampangitaka ny foko….



Black bass maso, raha samy manome fitia.

Black bass maso, fifty fifty

Black bass maso, mety ho ampy ny lakôly

Black bass maso, mety ho bonina ny pôly.



Arison Jaha

Partager black bass maso

Commenter black bass maso

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ARISON JAHA