4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Resaka mandeha - Arison Vonjy

Aoka hatao hoe resaka mandeha (in-4)

Ny momba anareo nitranga sy izay miseho

Momba anareo resaka mankaleo

teo ho eo



Izaho tsy mino

f’ianao no hanadino

irony fihavanantsika hatrizay

Ka hodiako tsy re izay resaka mandeha

Tsy havelako ny tsaho

no handoto ny ao am-poko ao

f’izaho matoky anao

f’zaho matoky anao



N’inona ireo nitranga

Momba anareo

Resaka mankaleo teo ho eo



Izaho tsy mahalala

Afa-tsy ny tenin’ilay malala

sy ny toky nomeny hatrizay

Ka hodiako tsy re izay resaka mandeha

Tsy havelako ny tsaho

no handoto ny ao am-poko ao

f’izaho matoky anao

f’zaho matoky anao



Atao hoe resaka mandeha.......



Izaho tsy mino

f’ianao no hanadino

irony fihavanantsika hatrizay

Ka hodiako tsy re izay resaka mandeha

Tsy havelako ny tsaho

no handoto ny ao am-poko ao

f’izaho matoky anao

f’zaho matoky anao


Partager resaka mandeha

Commenter resaka mandeha

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Arison Vonjy