Ataoko ahoana moa
manakoako tsy hay tohaina
nokitraninao hifoha ity
lasako feno taraina
ataoko ahoana nefa
mitamberina ny omaly
ny rahona nandalo
nofy ratsy tsisy mpahalala
Tsy ho haiko ho adinoina
tsy ho voarara
ny hitanisa ireto voina
arahim-peongitara
Tsy maninona moa
fa fahatsiarovana no sisa
ny diam-patsiky ny omaly ve
manolatra izy
de tsy hita
ataoko ahoana nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona mandalo
nofy ratsy tsisy mpahalala