4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ankaniko - BODO

AKANIKO

Fa fony vao namony ny fitiavako anao
Nanomboka hanazava ilay jiro mitsilopy
Dia tonga any havandra sy ny orana mikija tonga hisompatra
Nanapaka ny taho sy namoha ny ahiahy

Tsy naharitra aho fa lasa
Nanefy akany vaovao ho ahy
Hanorenako indray ilay fitia nitsahinao
Nadratra ahy

Ka rehefa lalimpaka sy tafajoro tsara ilay hazo novoleko
Dia tonga indray ianao handrava sy hiantso hoe andao TSIA
Fandavana hatrany no asetriko izany taminao
Ny ratsy na any trano ratsy rehefa tonta iray ihany

Aleo aho hotoetra raha misy fahantrana
Fa mamiko ny akaniko
Ka tsy foiko hialana

BODO

Partager ankaniko

Commenter ankaniko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BODO

Suite