4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsara andriamanitra - Chorale Ampitatafika Firaisankina

Tsara Jehovah Andriamanintsika zareo ka derao
Tsy mety lany ny fahasoavany
Atolory Azy ny voninahitra ary ny haja
Omeny antsika izao ny fitiavany
Iza moa no nanao izao rehetra izao? (Jehovah)
Iza moa no miady ho antsika izao? (Jehovah)
Iza moa no sahirana amintsika? (Jehovah)
Iza moa no mitantana antsika? (Jehovah)
Ka hoy aho hoe:
Tsara Jehovah Andriamanintsika zareo ka derao
Tsy mety lany ny fahasoavany
Atolory Azy ny voninahitra ary ny haja
Omeny antsika izao ny fitiavany

Tsara Jesosy Andriamanintsika zareo ka derao
Tsy mety lany ny fahasoavany
Atolory Azy ny voninahitra ary ny haja
Omeny antsika izao ny fitiavany
Iza moa no nanao izao rehetra izao? (Jesosy)
Iza moa no miady ho antsika izao? (Jesosy)
Iza moa no sahirana amintsika? (Jesosy)
Iza moa no mitantana antsika? (Jesosy)
Ka hoy aho hoe: Tsara Jesosy Andriamanintsika zareo ka derao
Tsy mety lany ny fahasoavany
Atolory Azy ny voninahitra ary ny haja
Omeny antsika izao ny fitiavany

Tsara jehovah Andriamanitsika zareo ka derao
Omeny antsika izao ny fitiavany!
A/C: Andriamahefason Jacky
Chorale Ampitatafika firaisankina
Tous droits réservés
C.2015

Partager tsara andriamanitra

Commenter tsara andriamanitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Chorale Ampitatafika Firaisankina