4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mpavandy - Cynthia

Ambarako an’azy e! izaho tsy mivaky loha

Ambarako an’azy e! izaho tsy marary fo

Ambarako an’azy tsara be ,maro olo tia ‘zaho

Fa tsy izy tsisy jeriny e! no atoko hamparary ‘zaho

[ Mpavandy ianao (mpavandy ianao,mpavandy ianao )

Mpavandy ianao ô ô ô ] x 2

Volagniny izaho ô! te-hipody amin’azy ‘zeny

Volagniny izaho ô! mbola tara amin’azy ‘zeny

Oera powera amin’azy ;ny vita aza nanenenana

Fa toy ny maro , ny bandy tsy misy fetrany

[Mpavandy ianao (mpavandy ianao,mpavandy ianao )

Mpavandy ianao ô ô ô ] x 6

Ovao ny fombanao ô! ovao ovao

Ovao famindranao ô! ovao ovao

Ovao ny fombanao ô! ovao ovao

Ovao famindranao ô! ovao ovao

[Mpavandy ianao (mpavandy ianao,mpavandy ianao )

Mpavandy ianao ô ô ô ] x 4

Aiaia !, aiaia ! e !,aiaia ! ,

Aiaia !, aiaia ! e !,aiaia !,

Aia ! aia ! aiaia e !

Aia ! aia ! aiaia e !

Aia ! aia! aiaaia e!

Partager mpavandy

Commenter mpavandy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Cynthia