4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitia ho anao - Do Rajohnson

Inty anie aho, hanome fitia ho anao
N'inona hanjo dia izay aloha no efa ao am-poi
Na oram-baratra mitraho
Na alahelo anatiko ao
Izay aloha no atrehantsika roa

Na maro aza ireo manakantsakana
Ny antsika roa ilay fitia no abahana ao am-po
Hanaratsy anstika izy ireo
Fitiavantsika anie tsy ho lany
F'izay tonga eo hatrehantsika roa

Fa tia tsy afaka intsony
haratra ny fo raha hisara droa
Tsy hifandao, tsy ho kilalao
Maika ny ho eo anilanao
Ny tiako ho tsapanao
Hitoetra am-poko ao
Ilay fitia efa ho anao.

Partager fitia ho anao

Commenter fitia ho anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Do Rajohnson