4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tena tia anao - Do Rajohnson

Na dia mamirifiry
Tia anie aho dia nikiry
Ireo toky hoe tia niarahana natao
Dia mbola iainako hatramizao
Ka tsy hino aho hoe,
Tsy hino hoe isika hifandao
Toy izay rehetra nafoiko ho anao
Dia namoronako feo ka injao
ka tsy hino ianao
tsy hino hoe isika hifandao

Tsy nisy fotoana tsy nanembonako anao
Marary ny fo raha ilaozanao tokoa
Ka aza avela ho irery aho
TENA TIA ANAO

Partager tena tia anao

Commenter tena tia anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Do Rajohnson