4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy hainay ny hangina - FIHIRANA FANAMPINY

Tsy hainay ny hangina ka tsy hankalaza ny Avo

Nameno fitahiana ka tsy mba namela ho lavo





Tsy hainay  hadinoina ilay fara-fitiavanao Ray ô,

Fa maty novonoina ny Zanakao hamonjy anay





Fiv:

Ka dera ry Ray sy saotra no atolotray ho Anao

Raiso (fo sy fanahy) fo faly loatra

No entinay midera Anao

Ny sainay tsy ampy hahalala

Ny fatran’ ny fitiavanao

Ka raiso ry Tompo Malala

Ny fankasitrahana Anao ry Ray

Partager tsy hainay ny hangina

Commenter tsy hainay ny hangina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FIHIRANA FANAMPINY