4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy neniko - Imagine

Tsy mba nantenaiko

Inty endrikao, nanafina hadalana

Sy ditra toy izao

Maro ny milaza

Fa henatra hono

Fitiavako no rava na nakoraina



Ref: Hany heriko mangina

     Misento feno alahelo

     Dia hankahala ireo manodidina

     Satria ny marina nitia anie aho



Marina fa nandratra ny foko iny

Raha mbola manantena olo-marina noho ianao

Fa avelako iny lasa ho visavisaina

Fa anatry ny ho aviko ianao

Partager tsy neniko

Commenter tsy neniko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Imagine